Entry | 1 miandry vava latsaka |
Part of speech | 2 locution |
Elementary words | 3 miandry, vava, latsaka |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] manararaotra izay fiteny diso sendra latsaka; miandry fiteny kely horiritina; miandry ny hitenenan' ny olona anankiray teny iray mba hanararaotana hamelezana azy na hanapahana ny fihavanana aminy |
Synonyms | 5 miandry kendry tohina |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |